Ikililou Dhoinine

Avy amin'i Wikipedia
Ikalilou Dhoinine

I Ikalilou Dhoinine dia mpanao pôlitika kômôriana, izay hiloha lefitr' i Kômôro tamin' ny taona 2006 hatramin’ ny 2010, voafidy ho filohan' ny Firaisan' i Kômôro izy tamin' ny 26 Desambra 2010 ary nitondra ny firenena nanomboka tamin' ny Mey 2011 hatramin' ny Mey 2016. Teraka tamin' ny 14 Aogositra 1962 tao Djoiezi ao amin’ ny nosy Mwali (na Mohéli), ao amin’ ny vondronosy Kômôro, izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]