Said Ali Kemal

Avy amin'i Wikipedia

I Saïd Ali Kemal Eddine dia mpanao pôlitika kômôriana teraka tamin' ny taona 1938 ary maty tamin' ny 13 Septambra 2020. Zanaky ny printsy Said Ibrahim bin Said Ali izy ary zafikelin' ny soltana Said Ali bin Said Omar.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]