Kilwa

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

I Kilwa na Kilwa Kisiwani dia iray amin' ireo nosy telo ao amin' ny tangoro-nosin' i Kilwa, izay ao amin' ny distrikan' i Kilwa any Tanzania. Akaiky dia akaiky ny morontsiraka no misy azy.