Nijera

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sainam-pirenen'i Nijera

I Nijera na Nizera dia firenena ao Afrika Andrefana izay manana an'i Niamey ho renivohitra. Ny sisintanin'i Nijera dia nofaritan'ny mpanjanatany ka somary mahitsihitsy tsy manaraka soritra voajanahary. Mamaritra azy ao avaratra i Aljeria sy i Libia, avy ao atsinanana i Tsady, avy ao atsimo i Nizeria sy i Benina, ary avy ao andrefana i Borkina Faso sy i Malý.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritra ao Nijera