Fiteny bodoma

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny bodoma na fiteny iedina dia fiteny tsadika ampiasain' ny Bodoma indrindra any Tsady sy Nizerià ihany koa. Nitotaly 55 000 izy ireo tamin' ny taona 1993. Ny 200 eo ho eo koa no miteny izany any Kamerona any amin' ny Faritr' i Far North sy any amin' ny Departemantan' i Logone-et-Chari ary any amin' ny nosy maro ao amin' ny Farihy Tchad.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]