Rameva
Fiseho


Ny rameva na angamenavava na angamia dia biby mandinika avy any Azia, misy trafony roa, izay ataon' ny olona fitaingina, sady fihinan-kena sy manome ronono koa, ao amin' ny fianakaviana Camelidae. Camelus bactrianus ny anarany ara-tsiansa.