Aller au contenu

Boriky

Avy amin'i Wikipedia
Boriky fiompy

Ny boriky dia biby mitovitovy amin' ny soavaly izay misy karazany ompiana fa misy borikidia ao Afrika. Ampiasaina amin'ny fitondrana entana ny boriky fiompy, sahala amin' ny biby mitovitovy aminy toy ny ampondra (izay safiotra avy amin' ny soavalivavy sy borikilahy). Hazaina mba hohanina sy hakana hodiny ny borikidia ka mihalany tamingana izy ireo amin' izao fotoana izao.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]