Aller au contenu

Trafo

Avy amin'i Wikipedia
Trafon' omby

Ny trafo dia faritra mivohitra mipoitra eo an-damosin' ny omby sy ny rameva, ny marimarina kokoa ny rameva tokan-trafo sy ny rameva roa trafo. Tavy no mameno ny trafo, izany dia manome tahirin' angovo ahafahan' ilay biby hifanaraka amin' ny hasarotan' ny fizaràn-taona maina sy ny vanim-potoanan' ny tsy fahampian-tsakafo.