Rameva tokan-trafo
Fiseho

Ny rameva tokan-trafo dia biby mitovitovy amin' ny rameva roa trafo, misy trafony tokana, ao amin' ny fianakaviana Camelidae, izay ataon' ny olona fitaingina, sady fihinan-kena sy manome ronono koa. Camelus dromedarius ny anarany ara-tsiansa.