Fiteny tobo

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny tobo na fiteny tebo dia vondrona ahitana fiteny sahariana roa, ny fiteny tedaga sy ny fiteny dazaga, ampiasain' ny Tobo, indrindra any Tsady sy ao amin' ny tapany atsimon' i Libia, ary koa any Nizera izay manome azy ireo ny satan' ny fitenim-pirenena. Foko tobo roa no miteny izany, dia ny Daza sy Teda. Tombanana ho 580 000 ny mpiteny tobo ka 537 000 ny mpiteny daza ary 42 500 ny mpiteny teda.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]