Fiteny haosa

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny haosa dia fiteny afro-aziatika tenenina ao Afrika Andrefana, ao Benina, ao Borkina-Faso, ao Kamerona, ao Kotidivoara, ao Ganà, ao Nizera, ao Nizeria, ao Sodàna, ao Tsady, ao Togo ary ao Kongo-Brazavily. Iray amin'ireo fiteny telo ianarana sy tetenina ao Nizeria ny fiteny haosa, fanampin'ny fiteny ioroba sy ny fiteny igbo.