Fiteny lingala

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fiteny lingala dia fiteny banto tenenina ao amin' ny Repoblika Demokratikan' i Kongo sy ao amin' ny Repoblikan'i Kongo. Misy 15 tapitrisa eo ho eo ny mpiteny lingala izay nobeazina tamin' io fiteny io, fa ny mpiteny lingala dia miisa 20 tapitrisa any ho any.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fiteny be mpampiasa ao Afrika[hanova | hanova ny fango]

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.