Fiteny zolo

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny zolo dia fiteny isan'ny vondrom-piteny ngony (izay ahitana koa ny fiteny kosa sy ny fiteny ndembele) ao amin'ireo fiteny banto. Isan'ny fiteny be mpampiasa indrindra ao amin'ny faritra atsimo ao Afrika.