Fiteny sôninke

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny sôninke dia isan'ny fiteny mande. Ao Malỳ no ahitana mpitany sôninke maro indrindra izay miisa iray tapitrisa, ao Senegaly miisa 400 000, ao Maoritania miisa 180 000, ao Gambia miisa 166 000, ary ao Ginea Bisao miisa 5 000. Miisa 2 201 000 ny vahoaka sôninke miteny sôninke tamin'ny 2012.