Fiteny fola
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny fola na fiteny polo dia fiteny ao Afrika Andrefana, ao amin'ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon'i Senegal harany amin'ny an'i Nily, izay miisa roapolo any ho any , ka isan'izany i Senegaly, i Malỳ, i Maoritania, i Gambia, i Ginea, i Kamerona, i Nizera, i Borkina Fasô, i Tsady, i Nizeria, i Ganà, i Siera Leôna, ary i Sodàna.