Lingua franca

Avy amin'i Wikipedia

Ny lingua franca dia fiteny na fitenim-paritra izay ampiasaina ho fitaovam-pifandraisana eo amin' ny mponina manana fitenin-drazana na fitenim-paritra samihafa, indrindra rehefa fiteny fahatelo izy io, tsy mitovy amin' ireo fiteny roa ireo.