Fiteny diola

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny diola dia isan'ireo fiteny mandinga tenenina na azon'ny olona miisa 20 tapitrisa ao Malỳ sy ao Kôtidivoara ary ao Borkina Fasô. Fiteny mifanakaiky rafitra amin'ny fiteny bambara izay tetenina indrindra ao Malỳ ao amin'ny faritr'i Bamako sy ao Segou ny fiteny diola. Fitenin'ny mpanao raharaham-barotra ny fiteny diola ka fantatry ny olona eran'ny Afrika Andrefana.