Fiteny kôsa

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny any afrika atsimo ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fiteny kôsa dia fiteny any Afrika Atsimo, izy soratana hoe xhosa. Ny isan' ny olona miteny io fiteny io any Afrika dia misy eo amin' ny 8 tapitrisa eo ho eo (18 %n' ny mponina any Afrika Atsimo). Ny fiteny kôsa, noho ny isan' ny olona miteny azy, dia fiteny faha roa any Afrika Atsimo eo aorian' ny fiteny zolo. Amin' ny abidy ara-peo iraisam-pirenena. Ny xh amin' ny Xhosa dia renifeo tononina hoe clic. Soratan' ny abidy ara-peo iraisam-pirenena [||hosa] ny teny hoe xhosa.