Davida (Baiboly)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny David)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Davida
Rey David por Pedro Berruguete.JPG
Ankapobeny
Anarana Davida
Teraka 1040 tal. J.K.
Maty 970 tal. J.K.
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

Davida dia mpajakan'i Israely teraka tokony ho tamin'ny taona 1040 tal. J.K. ary maty tamin'ny taona 970 tal.J.K. tao Jerosalema

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

I Jese no rainy. Ny vadiny dia i Batseba (na Betsabe) sy i Abigaila sy i Egla sy i Maka sy i Ahinoama sy i Hagita ary i Abitala. Ny zanany dia i Solomona sy i Absaloma sy i Kileaba sy i Tamara sy i Natana sy i Adonia sy i Amnona sy i Jibara ary i Jerimota.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.