Amazia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Amazia na Amaziasa dia mpanjakan'i Jodà nandimby an'i Joasy (na Joasa) rainy ary zanak'ity mpanjaka ity tamin'i Joadana. Nanapaka an'i Jodà nandritra ny 29 taona izy tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-8 tal. J.K.

Ny anarany[hanova | hanova ny fango]

Atao hoe אֲמַצְיָהוּ /ʾAmaʦyāhû ny anarany amin'ny teny hebreo fa ᾿Αμεσσίας / Amessias na ᾿Αμασίας / Amasias amin'ny teny grika ary Amasias amin'ny teny latina. Io anarana hebreo אֲמַצְיָהוּ io dia midika hoe "ny herin'i Iahveh" na "ampaharezin'i Iahveh" na "mahery i Iahveh".

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]

Mpanjakan'i Jodà[hanova | hanova ny fango]

Saoly - Isboseta - Davida - Solomona (na Salômôna) - Rehoboama (na Roboama) - Abiama (na Abia) - Asa - Josafata - Jehorama (na Jorama) - Ahazia (na Okoziasa) - Atalia - Joasy (na Joasa) - Amazia (na Amaziasa) - Ozia (na Oziasa na Azaria na Azariasa) - Jotama - Ahaza (na Akaza) - Hezekia (na Ezekiasa) - Manase - Amona - Josia (na Josiasa) - Joahaza (na Joakaza) -Joiakima (na Joakima) - Joiakina (na Joasina na Jekonia na Jekoniasa) - Zedekia (na Sedekiasa).