Asa (mpanjakan'i Jodà)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Asa dia mpanjakan'i Jodà nandritra ny 40 taona hatramin'ny fiafaran'ny taonjato faha-10 tal. J.K. ka hatramin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-9 tal. J.K. Zanaky ny mpanjaka Abiama (na Abia) izay nodimbiasiny izy ary rain'ny mpanjaka Josafata izay nandimby azy. I Azoba zanak'i Sily no anaran'ny vadiny.

Ny anarany[hanova | hanova ny fango]

Atao hoe אָסָא /ʾĀsāʾ izy amin'ny teny hebreo ary ᾿Ασὰ / Asa amin'ny teny grika ary Asa koa amin'ny teny latina. Ny Baiboly amin'ny teny malagasy, na protestanta na katolika, dia samy manoratra hoe Asa.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]