Samoela

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Manosotra an'i Davida ho mpanjaka i Samoela, sary nataon'i Jan Victors.

I Samoela dia sady mpaminany no mpitsara. Izy no farany amin'ireo mpitsara tao Israely nandimby an'i Ely. Ny lovantsofina dia milaza fa izy no nanoratra ny Boky voalohany sy faharoan'i Samoela niaraka amin'i Gada sy i Natana. Niala amin'ny maha mpitsara azy izy tamin'ny nanosorany an'i Saoly ho mpanjaka (1Sam. 8-15) ary tapitra teo ny andron'ny mpitsara. Izy koa no nanosotra an'i Davida ho mpanjaka (1Sam. 16-31).

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]