Elôna

Avy amin'i Wikipedia

I Elôna dia mpitsara tao amin'i Israely avy amin'ny fokon' i Zebolôna. Elon (אֵילֹן) no fanononana azy amin'ny teny hebreo. Ny teny grika dia manao azy hoe Αἰλώμ / Ailôm fa ny teny latina kosa manoratra azy hoe Ahialon. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny folo taona izy araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpit. 12.11-12). Izy no mpitsara nandimby an'i Ibzana sady nodimbasan'i Abdôna.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]