Ely (mpitsara)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Ely dia mpitsara talohan'ny farany tao amin'i Israely araka ny Boky voalohan'i Samoela (1Samoela 7.15). Izy no nandimby an'i Samsona ary nodimbasan'i Samoela. Nisahana ny asan'ny atao hoe mpisoron-dehibe, mpisorom-be na mpisoronabe izy.
Jereo:[hanova | hanova ny fango]
Mpitsara lehibe[hanova | hanova ny fango]
Mpitsara madinika[hanova | hanova ny fango]
Mpitsara hafa[hanova | hanova ny fango]
Fifandimbiasan'ny mpitsaran'i Israely:[hanova | hanova ny fango]
Otniela - Ehoda - Samgara - Debora (vehivavy) - Gideona - Abimeleka - Tola - Jaira - Jefta - Ibzana - Elona - Abdona - Samsona - Ely - Samoela.