Jaira

Avy amin'i Wikipedia

I Jaira dia mpitsara tao Israely nandimby an' i Tôlà sady nodimbasin' i Jefta. Yā’îr (יָאִיר) no fanononana ilay anarana amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 22 taona i Jaira, araka ny Bokin' ny Mpitsara (Mpits. 10.3-5).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]