Ibzana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Ibzana na Ibtsàna dia mpitsara tao Israely. Iḇṣān no fiantsoana azy amin'ny teny hebreo. Ny teny grika manao azy hoe Ἀβαισσάνn / Abaissanê fa ny teny latina kosa Abesan. I Betlehema any Galilia no fiaviany (Jos. 19.10-15). Nandimby an'i Jefta izy ka nitsara nandritra ny fito taona. (Mpit. 12.18-10). I Elona no nandimby azy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]