Zanak' i Israely

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Israely ao Egypta,  nataon'i Edward Poynter,  1867

Ny Zanak'i Israely na Zanak'Isiraely dia ireo Hebreo taranak’ i Jakoba nonina tany Egipta avy eo nifindra tany Kanaana. Israely no iantsoana an’ i Jakoba taorian’ ny nitolomany tamin’ ny anjely iray. Ao amin’ ny Testamenta Taloha indrindraindrindra no ahitana io andian-teny Zanak’i Israely io. Ao amin’ ny Testamenta Vaovao dia mety hanondro ny Kristiana io andian-teny io. Tsy voatery hitovy ny dikan' ny hoe Zanak'i Israely, Israelita, Hebreo ary Jiosy (na Jody) arakaraka ny lahatsoratra misy azy.

Jereo koa :[hanova | hanova ny fango]