Asera

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Asera (hebreo: אָשֵׁר / ʾAsher) dia olona resahina ao amin'ny Baiboly - zanaka fahavalon'i Jakoba. I Zilpa no anaran-dreniny izay mpanompovavin'i Lea vadin'i Jakoba.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]