Hankany amin'ny vontoatiny

Dina

Avy amin'i Wikipedia

Ny dina dia fanambaràna ampahibemaso ombam-pianianana fa tsy hivadika amin'ny teny nomena. Dina koa no iantsoana ny fitsipi-pifehezana ny fiarahamonina neken'ny besinimaro. Indreto misy karazana dina, amin' ny maha fitsipi-pifehezana azy:

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]