Lea (vadin'i Jakoba)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
I Rahely sy i Lea

I Lea (hebreo : לֵאָה / ) dia vehivavy resahina ao amin'ny Bokin'ny Genesisy ao amin'ny Baiboly, vadin'i Jakoba voalohany izy. I Labana no rainy ary i Rahely, izay mbola vadin'i Jakoba ihany koa, dia zandriny iray tampo aminy. Niteraka zazalahy enina tamin'i Jakoba izy -- dia i Robena, i Simeona, i Levy, i Joda, i Isakara ary i Zebolona -- sy zazavavy iray -- dia i Dina.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]