Isakara
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Isakara (hebreo: יִשָּׂשכָר / Yissakhar) dia olona resahina ao amin'ny Baiboly. Zanaka fahasivin'i Jakoba izy sady zanany fahadimy tamin'i Lea. Mety ho avy amin'ny aranan'i Isakara ny anaran'i Jodasy Iskariota, ilay mpianatra namadika an'i Jesoa.