Aller au contenu

Rahely

Avy amin'i Wikipedia
I Rahely sy i Jakôba, sary nataon' i William Dyce, taonjato faha-19.

I Rahely na Rasela (hebreo רָחֵל / raḥel) dia vehivavy resahina ao amin' ny Bokin' ny Genesisy ao amin' ny Baiboly. Vadin' i Jakôba faharoa izy sady zokin' i Lea izay mbola vadin' i Jakôba koa sady samy zanak' i Labana. Roa ny zanany dia i Jôsefa sy i Benjamina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]