Ankavanana

Avy amin'i Wikipedia

I Ankavanana dia renirano any amin' ny faritra avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Sava. Eo atsimon' Andapa ny loharanony ao amin' ny hahabo 715 m ambonin'ny ranomasina, miampita ny Lalam-Pirenena 5a eo akaikin' Antalaha ary mivarina any amin' ny Ranomasimbe Indianina. Mirefy 125 km ny halavany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]