Bokin' i Ezekiela: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3: Andalana faha-3:
Ny '''Bokin’i Ezekiela''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israelita]] ny faminaniana raha mbola tsy rava ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]], fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena mpampahory ny vahoakan’Andriamanitra sy fanantenana ny hiverenan’ny voninahitr’i Israely kosa no votoatin’ny faminanianana nandritra ny [[Fahababoana tany Babilona]]. Ho tsaraina amin’ny asa nataony avy ny olombelona tsirairay sady hisy ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganan’ny maty ho velona]]. Haorina fanindroany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Izany dia fahitana [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]].
Ny '''Bokin’i Ezekiela''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israelita]] ny faminaniana raha mbola tsy rava ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]], fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena mpampahory ny vahoakan’Andriamanitra sy fanantenana ny hiverenan’ny voninahitr’i Israely kosa no votoatin’ny faminanianana nandritra ny [[Fahababoana tany Babilona]]. Ho tsaraina amin’ny asa nataony avy ny olombelona tsirairay sady hisy ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganan’ny maty ho velona]]. Haorina fanindroany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Izany dia fahitana [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]].


Isan'ny atao hoe Mpaminany lehibe ao amin'ny sokajin'ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ao amin'ny Baiboly ny Bokin'i Ezekiela, fa isan'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim'' ("Mpaminany taoriana") izy ao amin'ny fizaràna faharoan'ny Tanakh atao hoe [[Nevi'im]].
Isan'ny atao hoe Mpaminany lehibe ao amin'ny sokajin'ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ao amin'ny Baiboly ny Bokin'i Ezekiela, fa isan'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim'' ("Mpaminany taoriana") izy ao amin'ny fizaràna faharoan'ny [[Tanakh]] atao hoe [[Nevi'im]].


== Ny fanoratana ny boky ==
== Ny fanoratana ny boky ==


=== I Ezekiela ===
=== I Ezekiela ===
Mpisorona tao Jerosalema i [[Ezekiela]]. Nentina natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilonia]] koa izy niaraka tamin’ireo Jiosy hafa avy any Joda tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosa Lehibe mpanjakan’i Persia tany amin’ny taonjato faha-6 tal. J.K.
Mpisorona tao Jerosalema i [[Ezekiela]]. Nentina natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilonia]] koa izy niaraka tamin’ireo [[Jiosy]] hafa avy any Joda tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosy Lehibe mpanjakan’i [[Persia]] tany amin’ny taonjato faha-6 tal. J.K.
[[Sary:Visionary Ezekiel Temple.jpg|vignette|255x255px|''Ny kisarin'ny Tempoly,'' nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.]]
[[Sary:Visionary Ezekiel Temple.jpg|vignette|255x255px|''Ny kisarin'ny Tempoly,'' nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.]]
Nofidin’Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireo babo tany Babilona sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] sady nifarana tamin’ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’Andriamanitra hoe "zanak’olona" i Ezekiela.
Nofidin’Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireo babo tany [[Babilona]] sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] sady nifarana tamin’ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’Andriamanitra hoe "[[zanak’olona]]" i Ezekiela.


=== Ny mpanoratra ny boky ===
=== Ny mpanoratra ny boky ===
Ny lovantsofina dia manao an’i Zakaria ho nanoratra ny Bokin’i Zakaria. Nefa ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany dia milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa. I Pohlmann<ref><small>K.-F Pohlmann, ''Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten'' (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.</small></ref> dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’ny faha-33 dia nosoratan’ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana tao Babilona<ref><small>''Introduction à l'Ancien Testament'' - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)</small></ref>.
Ny [[lovantsofina]] dia manao an’i Zakaria ho nanoratra ny Bokin’i Zakaria. Nefa ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany dia milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa. I Pohlmann<ref><small>K.-F Pohlmann, ''Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten'' (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.</small></ref> dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’ny faha-33 dia nosoratan’ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana natao tao Babilona<ref><small>''Introduction à l'Ancien Testament'' - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)</small></ref>.


== Ny firafitry ny boky ==
== Ny firafitry ny boky ==
Andalana faha-22: Andalana faha-22:
* Hitan’i Ezekiela ny voninahitr’Andriamanitra (1 – 3)
* Hitan’i Ezekiela ny voninahitr’Andriamanitra (1 – 3)
* Manakiana sy mandrahona an’ireo Israelita i Ezekiela (4 – 24)
* Manakiana sy mandrahona an’ireo Israelita i Ezekiela (4 – 24)
* Hotsarain’Andriamanitra ireo firenen-kafa nampahory an’i Israely (25 – 33)
* Hotsarain’Andriamanitra ny firenen-kafa nampahory an’i Israely (25 – 33)
* Fampiononana sy fampanantenana ny vahoakan’Andriamanitra (34 – 39)
* Fampiononana sy fampanantenana ny vahoakan’Andriamanitra (34 – 39)
* Ny ho endriky ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] faharoa sy ny firenen’i Isiraely amin’ny hoavy (40 – 48)
* Ny ho endriky ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] faharoa sy ny firenen’i Isiraely amin’ny hoavy (40 – 48)
Andalana faha-33: Andalana faha-33:
* Ny amin’i [[Goga sy Magoga|Goga sy i Magoga]]
* Ny amin’i [[Goga sy Magoga|Goga sy i Magoga]]
* Ilay Lohasahan'ny taolam-paty
* Ilay Lohasahan'ny taolam-paty
* Ny fahitana ny amin’ny Tempoly
* Ny fahitana momba ny Tempoly


== Jereo koa : ==
== Jereo koa : ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Jiona 2019 à 04:54

Ny fahitan'ny mpaminany Ezekiela, Gustave Doré, taona 1883.
Ny Lohasahan'ny taolana maina, nataon'i Quentin Metsys the Younger, taona 1589.

Ny Bokin’i Ezekiela dia boky ao amin’ny Tanakh (Baiboly hebreo) sy ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana ny Israelita ny faminaniana raha mbola tsy rava ny Fanjakan’i Joda, fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena mpampahory ny vahoakan’Andriamanitra sy fanantenana ny hiverenan’ny voninahitr’i Israely kosa no votoatin’ny faminanianana nandritra ny Fahababoana tany Babilona. Ho tsaraina amin’ny asa nataony avy ny olombelona tsirairay sady hisy ny fitsanganan’ny maty ho velona. Haorina fanindroany ny Tempoly. Izany dia fahitana apokaliptika.

Isan'ny atao hoe Mpaminany lehibe ao amin'ny sokajin'ny Bokin'ny mpaminany ao amin'ny Baiboly ny Bokin'i Ezekiela, fa isan'ireo atao hoe Nevi'im aharonim ("Mpaminany taoriana") izy ao amin'ny fizaràna faharoan'ny Tanakh atao hoe Nevi'im.

Ny fanoratana ny boky

I Ezekiela

Mpisorona tao Jerosalema i Ezekiela. Nentina natao sesitany tany Babilonia koa izy niaraka tamin’ireo Jiosy hafa avy any Joda tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosy Lehibe mpanjakan’i Persia tany amin’ny taonjato faha-6 tal. J.K.

Ny kisarin'ny Tempoly, nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.

Nofidin’Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireo babo tany Babilona sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ny Fanjakan’i Joda sady nifarana tamin’ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’Andriamanitra hoe "zanak’olona" i Ezekiela.

Ny mpanoratra ny boky

Ny lovantsofina dia manao an’i Zakaria ho nanoratra ny Bokin’i Zakaria. Nefa ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany dia milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa. I Pohlmann[1] dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’ny faha-33 dia nosoratan’ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana natao tao Babilona[2].

Ny firafitry ny boky

Ny fizaràn'ny boky

Testamenta Taloha

Azo zaraina dimy ny Bokin'i Ezekiela :

  • Hitan’i Ezekiela ny voninahitr’Andriamanitra (1 – 3)
  • Manakiana sy mandrahona an’ireo Israelita i Ezekiela (4 – 24)
  • Hotsarain’Andriamanitra ny firenen-kafa nampahory an’i Israely (25 – 33)
  • Fampiononana sy fampanantenana ny vahoakan’Andriamanitra (34 – 39)
  • Ny ho endriky ny Tempoly faharoa sy ny firenen’i Isiraely amin’ny hoavy (40 – 48)

Ireo lohahevi-dehiben’ny boky

  • Ny fahitana ny amin’ny kalesin’Andriamanitra
  • Faminaniana manameloka an’i Jerosalema
  • Faminaniana manameloka ireo firenena hafa
  • Ny amin’i Goga sy i Magoga
  • Ilay Lohasahan'ny taolam-paty
  • Ny fahitana momba ny Tempoly

Jereo koa :

Loharano

  1. K.-F Pohlmann, Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.
  2. Introduction à l'Ancien Testament - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)