Babilona

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Babilona dia tanàna tamin'ny Andro Taloha tany Mesopotamia niorina teo amin'ny ony Eofrata, any amin'ny 90 km ao atsimon'i Bagdada ankehitriny (Iràka), renivohitr'i Babilonia tamin'ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. Eo amin'ny lalan-dehibe fivarotana eo anelanelan'ny helodrano Persika sy ny Ranomasina Mediteranea i Babilona ka isan'ireo tanan-dehibe nanana ny maha izy azy tamin'ny Andro Taloha Avy amin'ny teny akadiana hoe Bāb-ili na Babil na Bāb-ilim izay midika hoe "vavahadin'andriamanitra", izay atao hoe Babela ao amin'ny Baiboly.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]