Somera

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sarin-tanin'i Mesopotamia Ambany maneho ireo tanàna lehibe.

I Somera dia faritra tany Azia andrefana tamin'ny Andro Taloha izay mifanandrifindrify amin'ny Babilonia tamin'ny andro tantaraina ao amin'ny Baiboly, ao atsimon'i Mesopotamia (i Iràka ankehitriny) izay mandrakotra tany lemaka vakivakin'ny ony Tigrisy (na Tigra) sy ny ony Eofrata ary ahitana ao atsimony ny Helodrano Persika. Amin'ny fiteny akadiana dia atao hoe Shumeru izy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]