Senakeriba

Avy amin'i Wikipedia


I Senakeriba na Sankeriba dia mpanjakan' i Asiria tamin' ny taona 705 hatramin' ny 681. Zanak' i Sargôna II izay niara-nanapaka taminy fony fahavelon' io izy.