Kôsta Rika
República de Costa Rica ((es)) | |||||
{{{nom_malgache}}} ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : ¡Vivan siempre el trabajo y la paz! (Hiaina mandrakizay ny asa sy ny fandriampahalemana !) | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny espaniola | ||||
Renivohitra | San José 9° 56′ N, 84° 05′ O | ||||
Tanàna ngeza indrindra | San José | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Oscar Arias | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 125 51 100 km² 0,7 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 119 4 195 914 mpo. 85 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Kostarikanina | ||||
Sandam-bola | Colón kostarikanina (CRC )
| ||||
Faritr'ora | UTC -6 | ||||
Hiram-pirenena | Noble patria, tu hermosa bandera | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+506
|
Ny Kosta RiKa na Repoblikan'i Kosta Rika, dia firenen'i Amerika Latina voafaritry ny Nicaragua any Avaratra, ny Panama any atsimo atsinanana, ny Ranomasimbe Pasifika any Andrefana asy ny ranomasina Karahiba any atsinanana. I Kosta Rika no firenena voalohany nanala ny tafiny. Ny renivohiny dia San José. Ny fiteny espaniola ny teny ofisialy ary fiteny anglisy no fiteny faharoa ampiasaina any Kosta Rika. Ny vola ampiasaina any dia ny colón.
Votoatiny
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Tonga teo amin'ny faritan'i Kosta Rika i Christophe Colomb tamin'ny 1502. Teo aorian'izany, ny Kapteneria Jeneralin'i Goatemala ho an'i Espaina i Kosta Rika. Nahazo fahaleovantena tamin'ny 1821 ilay firenena, ary nipetraka avy hatrany ny demokrasia.
Nanomboka tamin'ny 1843 ny fambolena ny kafe. Tamin'ny 1869, terena ary tsy andoavam-bola ny fampianarana. Miady ho an'ny fanitaran'io rafitra io ny ministeran'ny fampianarana. Araka ny heviny, tsy maintsy mahay mamaky teny sy manoratra ary manisa ny tsirairay. Noraràna tamin'ny 1882 ny sazy mahafaty
Tamin'ny 1948, nisy ady an-trano nanozongozona ilay firenena, noho ny tsy fieken'ny fandresen'i Otilo Ulate Blanco, olona arivo eo ho eo no maty mandritra io ady io. Nesorina tamin'ny 1949 ny tafika, lasa anisan'ny firenena tsy manan-tafika i Kosta Rika amin'izao fotoana izao.
Politika[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- sokajy Kôsta Rika ao amin'ny dmoz
- ((es)) Site officiel du gouvernement du Costa Rica