Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona
Boky faharoan' ny Tantara (hanova)
Endrik'io pejy io tamin'ny 30 Novambra 2018 à 11:53
, il y a 4 ansRohy
k (Tsipelina) |
k (Rohy) |
||
[[Sary:Jerusalem temple4.jpg|vignette|345x345px|''Ny [[Tempolin'i Jerosalema]]'' ]]
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny jodaisma. Ampahany amin'ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
Manomboka amin'ny tantaranan'ny fanjakan'i [[Solomona]] ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa
{{Testamenta Taloha}}
=== Ny nanjakan'i Solomona ===
Ny fizaràna voalohany ao amin'ny boky (toko voalohany – faha-9) dia mitantara ny fanjakan'i [[Solomona]] sy ny nananorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly tao
==== Ny fahendren’i Solomona (1 – 2) ====
- Ny nisehoan'Andriamanitra tamin'i Solomona (1.1 – 1.18)
- Ny fiomanan'i Solomona hanamboatra ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (2.1 – 2.17)
==== Ny nanorenana ny Tempoly (3 – 9) ====
|