Aller au contenu

Kasiela

Avy amin'i Wikipedia

I Kasiela (כשיאל) dia anjely miseho amin' ny asasoratra mistika tsy kanôinika sy majika jiosy sy kristiana ary silamo, matetika amin' ny maha anisan' ny Arkanjely Fito azy, anjelin' i Satiorna, ary amin' ny anjara asa maro hafa. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe קַצְפִּיאֵל / Qaṣpīʾēl, izay midika hoe "Andriamanitra no fahatezerako"; na koa קַפְצִיאֵל / Qap̄ṣīʾēl, "Andriamanitra no fitsambikinako"; fa amin' ny teny arabo kosa dia كسفيائيل / Kasfīyāʾīl. Indreto ny anarana mety hiantsoana azy: Kafziela, Kasaela, Kaspiela, Kefetsiala.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  1. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  2. 2,0 et 2,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia