Mizana (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan'ny Adimizana

Ny Mizana na Adimizana no vintana fahafito amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Virijiny no eo alohany ary ny Maingoka no manaraka azy.

Mizana
Antokon-kintan'ny Mizana

Ny antokon-kintana Mizana sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mizana dia amin' ny 31 Oktobra hatramin' ny 22 Novambra. Ny fari-potoan' ny Mizana araka ny zôdiakan-kintana dia eo amin' ny 16 Oktobra hatramin' ny 15 Novambra. Ny Mizana ao amin'ny zôdiaka mikisaka dia eo amin'ny 22 Septambra hatramin'ny 22 Oktobra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: