Ombilahy (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Evan' ny Ombilahy

Ny Ombilahy na Adaoro no vintana faharoa ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Ondrilahy no eo alohany ary ny Kambana no manaraka azy.

Ny antokon-kintana Ombilahy sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]

Ombilahy

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintan'ny Ombilahy dia amin' ny 13 Mey hatramin' ny 21 Jona. Ny fari-potoan' ny Ombilahy araka ny zôdiakan-kintana dia eo amin' ny 16 Mey hatramin' ny 15 Jona. Ny Ombilahy ao amin' ny zôdiaka mikisaka dia avy eo amin' ny 21 Mey ka miafara amin' ny 20 Jona. Ny fanandroana malagasy dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.

Ondrilahy Ombilahy Kambana
Antokon-kintana 18 Avrily - 13 Mey 13 Mey - 21 Jona 21 Jona - 20 Jolay
Zodiakan-kintana 15 Avrily - 15 Mey 16 Mey - 15 Jona 16 Jona - 15 Jolay
Zodiaka mikisaka 21 Marsa - 20 Avrily 21 Avrily - 20 Mey 21 Mey - 21 Jona

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: