Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)
Apparence
Ny Mpitifitra Tsipìka na Alakaosy no vintana fahasivy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Maingoka no eo alohany ary ny Tandrok' Osy no manaraka azy.
Ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka sy ny zôdiaka
[hanova | hanova ny fango]Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka dia amin' ny 18 Desambra hatramin' ny 18 Janoary. Eo amin' ny 16 Desambra hatramin' ny 14 Janoary ny fari-potoan' ny Mpitifitra Tsipìka ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 22 Novambra hatramin' ny 21 Desambra izany araka ny zôdiaka mikisaka.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Evan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Bibilava - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: