Bibilava (antokon-kintana)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Antokon-kintan'ny Bibilava

Ny Bibilava dia antokon-kintan'ny zodiaka andalovan'ny masoandro amin'ny 29 Novambra hatramin'ny 18 Desambra. Ny antokon-kintan'ny Alakarabo no eo andrefany fa ny an'ny Alakaosy kosa no eo antsinanany. Tsy misy ny evan'ny zodiaka mitovy anarana aminy.

Atao hoe Ophiucus io antokon-kintana io amin'ny teny latina sy teny anglisy. Amin'ny teny frantsay izy dia atao hoe Ophiucus ihany koa na Serpentaire. Amin'ny teny grika dia atao hoe Οφιούχος / Ophioukhos izy. Ny teny hoe Bibilava dia fandikana ireo teny vahiny ireo amin'ny teny malagasy. Amin'ny teny maley dia atao hoe Peregang Ular na Pembawa Ular io antokon-kintana io fa aminan'ny teny soahily kosa dia atao hoe Hawaa izy.

Antokon-kintan'ny Bibilava


Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]