Foza (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan' ny Foza

Ny Foza na Asorotany no vintana fahefatra ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Kambana no eo alohany ary ny Liona no manaraka azy.

Foza
Antokon-kintan'ny Foza

Ny antokon-kintana Foza sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan'ny Foza dia amin' ny 20 Jolay hatramin' ny 10 Aogositra. Ny fari-potoan' ny Foza araka ny zôdiakan-kintana dia eo amin' ny 16 Jolay hatramin' ny 15 Aogositra. Ny Foza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia avy eo amin' ny 22 Jona ka miafara amin' ny 22 Jolay.

Kambana Foza Liona
Antokon-kintana 21 Jona – 20 Jolay 20 Jolay – 10 Aogositra 10 Aogositra – 16 Septambra
Zodiakan-kintana 16 Jona – 15 Jolay 16 Jolay – 15 Aogositra 16 Aogositra – 15 Septambra
Zodiaka mikisaka 21 Mey – 21 Jona 22 Jona – 22 Jolay 23 Jolay – 22 Aogositra

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: