Mpitondra Rano (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Evan'ny Mpitondra Rano

Ny Mpitondra Rano na Adalo dia vintana fahiraika ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Tandrok' Osy no eo alohany ary ny Hazandrano no manaraka azy.

Antokon-kintan'ny Mpitondra Rano

Ny antokon-kintana Adalo sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]

Mandala eo amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitondra Rano ny masoandro amin'ny 16 Febroary hatramin' ny 11 Marsa. Eo amin' ny 15 Febroary hatramin' ny 14 Marsa ny fari-potoan' ny Mpitondra Rano ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin'ny 21 Janoary hatramin' ny 18 Febroary kosa izany araka ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: