Hankany amin'ny vontoatiny

Hagiela

Avy amin'i Wikipedia

I Hagiela no arkanjely ao amin' ny sokajy faharanitan-tsaina an' ny planeta Venosy[1]. Amin' ny teny hebreo ny anarany dia atao hoe הגיאל / Hagiel[2], izay midika hoe "fahasoavan' Andriamanitra"[1]. I Hagiela no mifehy ny evan' ny zôdiaka Taurus (Ombilahy na Adaoro) sy Libra (Mizana na Adimizana)[1].

Antsoina koa hoe Anaela i Hagiela, izy no manapaka ny andro Zoma[1]. I Hagiela, miaraka amin' ny anarany hoe Anaela, dia anjely mpiambina ny fitiavana sy anjelin' ny fitiavana koa[1].

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. 1 2 3 4 5 "Hagiel", in wiki.yoga-vidya (notsidihina tamin' ny 10 Jona 2024)
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  4. 1 2 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia