Aller au contenu

Agiela

Avy amin'i Wikipedia

I Agiela dia ny Faharanitan-tsaina (fanahy mahasoa) ao amin' i Satiorna voalaza fa Fanahy ao amin' ny asasoratra toy ny Fanalahidin' i Sôlômôna. Atao hoe אגיאל / ʿAgyal na אגיאל / Agiel[1] izy amin' ny teny hebreo. Araka ny voalaza ao amin' ny takelaka faha-10: "Ny Pentakla Voalohany amin' i Merkiora.-- Atao hiantso ireo Fanahy izay ao ambanin' ny habakabaka izy." Ary ny litera mandrafitra ny anaran' ny fanahy Jekahela (Yekahel) sy Agiela. Voalaza koa fa izy no fanaht filoha ao amin' ny planeta Satiorna, miaraka amin' i Zazela.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  2. "Tree of Life:Astrology - Intelligences of the Planets", in Thelemaopedia
  3. 3,0 et 3,1 "Tree of Life:Astrology - Spirit of the Planets", in Thelemaopedia