Aller au contenu

Kedemela

Avy amin'i Wikipedia

I Kedemela, izay atao hoe קדמאל / Qedemel amin' ny teny hebreo[1], dia fanahin' ny planeta Venosy amin' ny alina, mifanitsy amin' ny antokon-kintana Taurus (Ombilahy na Adaoro) sy ny sora-tsikidy Puella (Zazavavy na Alakarabo) ary mpitondra ny anjely Zoriela (Zuriel), ary rehefa miaraka amin' i Hismaela (Hismael) dia mifanitsy amin' ny sora-tsikidy Caput Draconis (Lohan' ny Dragona na Alakaosy)[2].

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. "Tree of Life:Astrology - Spuirit of the Planets", in Thelemaopedia
  2. "Kedemel", in The Occult Encyclopaedia (notsidihina tamin' ny 10/06/2024)