Aller au contenu

Asmôdeo

Avy amin'i Wikipedia
Asmôdeo

I Asmôdeo na Asmeday na Asmôdea na Hasmôday, dia mpanjakan' ny demony ao amin' ny angano momba an' i Sôlômôna sy ny fanorenana ny Tempolin' i Sôlômôna. Atao hoe אַשְמְדּאָי / ʾAšmədʾāy; na חשמודאי / Chasmodai[1] izy amin' ny teny hebreo, fa Ἀσμοδαῖος / Asmodaios kosa amin' ny teny grika. Miseho amin' ny fomba isan-karazany ao amin' ny fitantaran' ny Talmoda izay izy no mpanjakan' ny shedim, ny tantarany. Ny Kor'any dia manondro "saribakoly" ao amin' ny tantaran' i Sôlômôna ao amin' ny Sorata Ṣād 38:30-40, izany, araka ny voalazan' ny mufassirūn (mpandalina ny Kor'any), dia manondro an' i Asmôdeo (Sakhr) mpanjaka demony. Ao amin' ny lovantsofina kristiana i Asmôdeo dia fantatra indrindra ao amin' ny Bokin' i Tôbia. Izy no mpanohitra voalohany ary nanakorontana ny fanambadian' i Saraha. Nosokajian' i Peter Binsfeld ho "demonian' ny filan' ny nofo" i Asmôdeo.

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. "Tree of Life:Astrology - Spuirit of the Planets", in Thelemaopedia